NY FANEKENA
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ary nohon'ny fahasoavan'i Jesoa Kristy, lohan'ny Fiangonana no anekena izao hilatsahako ho isan'ny Tily eto Madagasikara izao ka hanompo an'Andriamanitra hiasa ho an'ny tanindrazana sy ny namana ary hanoa ny lalàn'ny Tily.
NY FIKAMBANANA
Ny fikambanana dia miorina amin'ny lalana sy fanekena ary miompana indrindra amin'ny fanompoana an'Andriamanitra

Lord Baden Powel |
Lanana Tily:
1- Tokan-teny ny tily
2- Mahatoky nyTily
3-Vonona hanasoa ny hafa ny Tily
4 Havan’ny olona rehetra ary mpirahalahy daholo ny Tily
5- Mahay manaja ny Tily
6- Hantra biby sy tia zava-maniry ny Tily
7- Mpankato ny Tily
8- Mihira sy mitsiky raha sendra ny sarotra
9- Sahy mahery fo ary maharitra amin’ny asany nyTily
10- Madio Saina eritreritra,teny ary fihetsika ny Tily