NIANDOHAN NY SKOTISMA TETO MADAGASIKARA
1924 : niorina ny antoko voalohany izay natao hoe ECLAIREUR UNIONISTE DE FRANCE DE MADAGASCAR niaraka tamin` i chef RANDRIA sy BEIGBEIDER
1936 : BEIGBEIDER sy chef BURTON nanorina ny andiany louvetaux sy ny mpiandalana, vazaha toa an dry chef LODS no filoha foibe satria hono zanatany e!
1941 : ECLIREUSE UNIONISTES DE FRANCE A MADAGASCAR
1949 : lasy voalohany tao fianara angamba izy izay sa?
1947-1958 : niofana ho DCC tany amin`ny CAMP ECOLE AND CAPPY tao VERBERIE i chef RANDRIA
Mafinaritra de misaotra ny mpizara
RépondreSupprimer