Hira Fanekena
Eo anatrehenao, ry Ray No ekeko izaoHanompo anao mandrakizay Dia ho anao
Ref: Ny tena sy ny saina Sy ny fanahy
Hibanjina ilay aina Fa Lehilahy
Hitia ny Fireneko No ekeko izao
Ny antsony dia reko Miantso izao
Ref: ......
Fitiavana ny namana No ekeko izao
Na ny ory na ny manana Mitovy izao
Ref: ......
Ireo lalàna folo No hotoaviko
Izao no hijoro Tsy laviko
Ref:.......